Revelation 19:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny fanindroany ireo hoe: Haleloia! Miakatra mandrakizay mandrakizay ny setroky ny tanàna!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naverin’izy ireo fanindroany indray ny hoe: «Aleloia!» Ary niakatra mandrakizay mandrakizay ny setroky ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny indray ireo hoe: «Haleloià! Fa miakatra mandrakizay mandrakizay ny setroka avy amin’ny fandoroana an’i Babilôna!»
Malagasy Bible 1865
Dia niteny fanindroany ireo hoe: Halelola! Ary ny setroky ny tanàna dia miakatra mandrakizay mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny fanindroany ireo hoe: Haleloia! Miakatra mandrakizay mandrakizay ny setroky ny tanàna!
malagasy
Dia niteny fanindroany ireo hoe: Halelola! Ary ny setroky ny tanàna dia miakatra mandrakizay mandrakizay.