Revelation 19:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy feo nivoaka avy teo amin’ny sezafiandrianana niteny hoe: Miderà an’Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na kely na lehibe!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy koa feo nivoaka avy ao amin’ny seza fiandrianana nanao hoe: «Miderà an’Andriamanitra ianareo mpanompony rehetra, sy ianareo matahotra azy rehetra, na kely na lehibe.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy feo nivoaka avy teo amin’ilay sezafiandrianana ka nanao hoe: «Derao ny Andriamanitsika, ianareo rehetra mpanompony sy ianareo manaja Azy, na ny kely na ny lehibe!»
Malagasy Bible 1865
Ary nisy feo koa nivoaka avy teo amin'ny seza fiandrianana ka nanao hoe: Miderà an'Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na ny kely na ny lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy feo nivoaka avy teo amin’ny sezafiandrianana niteny hoe: Miderà an’Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na kely na lehibe!
malagasy
Ary nisy feo koa nivoaka avy teo amin'ny seza fiandrianana ka nanao hoe: Miderà an'Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na ny kely na ny lehibe.