Revelation 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandre feo ohatra ny feon’ny vahoaka betsaka aho, sy tahaka ny firohondrohon’ny ranobe, ary tahaka ny fikotroky ny kotrokorana mafy, niteny hoe: Haleloia! Fa ny Tompo Andriamanitsika, dia ny Tsitoha, no nampiorina ny fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy hoatra ny feon’olona marobe, sy tahaka ny firohondrohon’ny ranobe, ary sahala amin’ny fikotrokotroky ny kotro-baratra mafy, reko nanao hoe: «Aleloia! fa ny Tompo Andriamanitsika tsitoha no manjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy hoatra ny feon’olona maro, sy hoatra ny firohondrohon’ny ranobe, ary hoatra ny kotro-baratra mipoaka mafy, reko nanao hoe: « Haleloià! Fa ny Tompo Andriamanitsika, ilay Tsitoha, dia efa nandray ny Fanjakàny!
Malagasy Bible 1865
Dia nahare feo tahaka ny an'ny vahoaka betsaka aho, sy tahaka ny firohondrohon'ny rano be, ary tahaka ny fikotroky ny kotrokorana mafy, nanao hoe: Haleloila! Fa ny Tompo Andriamanitsika, dia ny Tsitoha, no Mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandre feo ohatra ny feon’ny vahoaka betsaka aho, sy tahaka ny firohondrohon’ny ranobe, ary tahaka ny fikotroky ny kotrokorana mafy, niteny hoe: Haleloia! Fa ny Tompo Andriamanitsika, dia ny Tsitoha, no nampiorina ny fanjakany.
malagasy