Revelation 19:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka isika hifaly sy hiravoravo ka hanome voninahitra Azy fa tonga ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry ka efa niomana ny vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia sy miravoravoa isika, ary manomeza voninahitra Azy, fa tonga ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry, ary efa voahaingo ny Vadiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka isika hifaly sy hiravo ary hanome voninahitra Azy, satria tonga ny fampakaram-badin’ilay Zanakondry; ary efa niomana ny vadiny,
Malagasy Bible 1865
Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Ka efa niomana ny vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka isika hifaly sy hiravoravo ka hanome voninahitra Azy fa tonga ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry ka efa niomana ny vadiny.
malagasy
Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Ka efa niomana ny vadiny.