Revelation 19:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasaina nitafy rongony fotsy madinika sady madio no mangatsakatsaka izy. Fa ny rongony fotsy madinika dia ny asa marina ataon’ny olona masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rongonim-bazaha madinika fotsy mamirapiratra no nomena hitafiany, dia ny asa soan’ny olo-masina izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka akanjo madio mangatsakatsaka, natao tamin’ny kiran-drongony madinika, no natolotra hiakanjoany.» (Fa izany akanjo rongony madinika izany dia tandindon’ny asa ara-drariny vitan’ny vahoakan’Andriamanitra).
Malagasy Bible 1865
Ary nasaina nitafy rongony fotsy madinika sady madio no mangatsakatsaka izy; fa izany rongony fotsy madinika izany dia ny asa marina ataon'ny olona masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasaina nitafy rongony fotsy madinika sady madio no mangatsakatsaka izy. Fa ny rongony fotsy madinika dia ny asa marina ataon’ny olona masina.
malagasy
Ary nasaina nitafy rongony fotsy madinika sady madio no mangatsakatsaka izy; fa izany rongony fotsy madinika izany dia ny asa marina ataon'ny olona masina.