Revelation 19:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy tamiko: Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin’ny fanasana fampakaram-badin’ny Zanak’ondry! Ary hoy indray izy tamiko: Ireo dia teny marin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ilay Anjely tamiko: «Soraty: Sambatra izay nasaina ho amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.» Sady nampiany hoe: Tena tenin’Andriamanitra marina tokoa ireo teny ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy anjely nanao tamiko hoe: –Soraty! Sambatra izay voaantso amin’ny fanasana fampakaram-badin’ny Zanakondry! Ary hoy koa ny anjely tamiko: –Teny marim-pototra avy amin’Andriamanitra ireo!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa izy tamiko Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin'ny fanasana fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Fa hoy izy tamiko: Ireo dia teny marin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy tamiko: Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin’ny fanasana fampakaram-badin’ny Zanak’ondry! Ary hoy indray izy tamiko: Ireo dia teny marin’Andriamanitra.
malagasy
Ary hoy koa izy tamiko Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin'ny fanasana fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Fa hoy izy tamiko: Ireo dia teny marin'Andriamanitra.