Revelation 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Pergamosy: Izao no lazain’Ilay manana ny sabatra roa lela maranitra:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manorata koa ho an’ny Anjelin’ny Eglizin’i Pergama: Izao no lazain’Ilay manana ny sabatra marani-dany roa:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Pergàmo: «Izao no lazain’Ilay manana ny sabatra maranitra roa lela:
Malagasy Bible 1865
Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Pergamosy: Izao no lazain'ilay manana ny sabatra roa lela maranitra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Pergamosy: Izao no lazain’Ilay manana ny sabatra roa lela maranitra:
malagasy
[Pergamosy] Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Pergamosy: Izao no lazain'ilay manana ny sabatra roa lela maranitra: [ Gr. eklesia]