Revelation 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa manan-teny kely aminao Aho, fa misy eo aminao izay mitana ny fampianaran’i Balama, ilay nanome fo an’i Balaka hanisy fahatafintohinana teo anoloan’ny Zanak’Israely, hihinana hena naterina tamin’ny sampy sy hijangajanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manan-teny kely aminao anefa Aho, fa ao aminao dia misy mitana ny fampianaran’i Balaama, izay nanome fo an’i Balàka hanisy fanafintohinana eo anoloan’ny zanak’i Israely, mba hitarika azy hihinan-kena naterina tamin’ny sampy sy hijangajanga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy izao no zavatra kely anomezako tsiny anao: misy eo aminao izay mifikitra amin’ny fampianaran’i Balahàma, ilay nanome fo an’i Balàka hanisy fandrika mitaona ny Israelita amin’ny fahotana; ary dia voatarika tokoa ireo Israelita hihinan-kena natao fanatitra tamin’ny sampy sy hijangajanga.
Malagasy Bible 1865
Kanefa manan-teny kely aminao Aho, fa misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran'i Balama, ilay nanome fo an'i Balaka hanisy fahatafintohinana teo anoloan'ny Zanak'isiraely, hihinana hena naterina tamin'ny sampy sy hijangajanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa manan-teny kely aminao Aho, fa misy eo aminao izay mitana ny fampianaran’i Balama, ilay nanome fo an’i Balaka hanisy fahatafintohinana teo anoloan’ny Zanak’Israely, hihinana hena naterina tamin’ny sampy sy hijangajanga.
malagasy