Revelation 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mitana ny fampianaran’ny Nikolaìta tahaka ny an’ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa, ao aminao dia misy olona manaraka fampianarana manahaka ny an’ny Nikôlaita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mifikitra amin’ny fampianaran-dry zareo Nikôlaîta.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran'ny Nikolaita tahaka ny an'ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mitana ny fampianaran’ny Nikolaìta tahaka ny an’ireny.
malagasy
Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran'ny Nikolaita tahaka ny an'ireny.