Revelation 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mibebaha; fa raha tsy izany dia ho avy aminao haingana Aho ka hamely ireo amin’ny sabatry ny vavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mibebaha, fa raha tsy izany dia ho avy aminao faingana Aho, ka hamely an’ireo amin’ny sabatry ny vavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ialao ny toe-dratsinao; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely an’ireo amin’ilay sabatra mivoaka avy eo am-bavako.
Malagasy Bible 1865
Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin'ny sabatry ny vavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mibebaha; fa raha tsy izany dia ho avy aminao haingana Aho ka hamely ireo amin’ny sabatry ny vavako.
malagasy
Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin'ny sabatry ny vavako.