Revelation 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny Fanahy amin’ny Fiangonana rehetra! Izay mandresy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’izany vato izany dia misy anaram-baovao voasoratra izay tsy fantatr’olona afa-tsy izay mandray azy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manan-tsofina aoka hihaino ny lazain’ny Fanahy amin’ny Eglizy. Izay mandresy dia homeko mana miafina, sady homeko vato fotsy misy anaram-baovao voasoratra tsy misy mahalala afa-tsy izay mandray azy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay manan-tsofina, aoka hihaino izay lazain’ny Fanahy Masina amin’ireo Fiangonana. «Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy; ary eo amin’io vato io dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr’olona afa-tsy izay mandray azy ihany.»
Malagasy Bible 1865
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin'ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr'olona afa-tsy izay mandray azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny Fanahy amin’ny Fiangonana rehetra! Izay mandresy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’izany vato izany dia misy anaram-baovao voasoratra izay tsy fantatr’olona afa-tsy izay mandray azy ihany.
malagasy
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin'ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr'olona afa-tsy izay mandray azy ihany. [ Gr. eklesia]