Revelation 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Tiatira: Izao no lazain’ny Zanak’Andriamanitra izay manana maso toy ny lelafo, ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manorata koa ho an’ny Anjelin’ny Eglizin’i Tiatira: Izao no lazain’ny Zanak’Andriamanitra, Izay toy ny lelafo ny masony, ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Tiatira: «Izao no lazain’ilay Zanak’Andriamanitra, dia Ilay manana maso mivaivay tahaka ny lelafo sady manana tongotra mangirangirana tahaka ny varahina manganohano:
Malagasy Bible 1865
Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Tyatira: Izao no lazain'ny Zanak'Andriamanitra, Izay manana maso toy ny lelafo, ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Tiatira: Izao no lazain’ny Zanak’Andriamanitra izay manana maso toy ny lelafo, ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano:
malagasy
[Tyatira] Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Tyatira: Izao no lazain'ny Zanak'Andriamanitra, Izay manana maso toy ny lelafo, ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano: [ Gr. eklesia]