Revelation 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro ny asanao, ny fitiavanao, ny finoanao, ny fanompoanao ary ny faharetanao, ary ny asanao farany dia maro noho ny voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro avokoa ny asanao, ny finoanao, ny fitiavanao, ny fiantranao, ny fandeferanao, ary ny asanao farany dia be noho ny voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro ny asanao, ny fitiavanao, ny finoanao, ny fanompoanao, ary ny faharetanao; ary ny asanao farany izao dia be noho ny tany am-boalohany.
Malagasy Bible 1865
Fantatro ny asanao sy ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanompoanao ary ny faharetanao, ary ny asanao farany dia be noho ny voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro ny asanao, ny fitiavanao, ny finoanao, ny fanompoanao ary ny faharetanao, ary ny asanao farany dia maro noho ny voalohany.
malagasy
Fantatro ny asanao sy ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanompoanao ary ny faharetanao, ary ny asanao farany dia be noho ny voalohany.