Revelation 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomeko andro hibebahany izy nefa tsy mety mibebaka amin’ny fijangajangany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nomeko andro hibebahana izy, nefa tsy mety mibebaka amin’ny fijangajangany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nomeko andro io vehivavy io hialany amin’ny toe-dratsiny, saingy tsy mety miala amin’ny fijangajangàny.
Malagasy Bible 1865
Ary nomeko andro hibebahany izy, nefa tsy mety mibebaka amin'ny fijangajangany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomeko andro hibebahany izy nefa tsy mety mibebaka amin’ny fijangajangany izy.
malagasy
Ary nomeko andro hibebahany izy, nefa tsy mety mibebaka amin'ny fijangajangany izy.