Revelation 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aminareo izay sisa any Tiatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon’ireo hoe sain-dalin’i Satana, dia izao no lazaiko: Tsy hovesarako entana hafa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indreo ianareo mpino sisa any Tiatira, izay tsy manana izany fampianarana izany, sy izay rehetra tsy nahalala ireny antsoin’ny sasany hoe sain-dalin’i Satana ireny, dia izao kosa no lazaiko aminareo: Tsy hovesarako zavatra hafa ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fa ianareo sisa rehetra amin’ny Fiangonana any Tiatira dia tsy nanaraka izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon’ireo hoe ‹hevi-dalin’i Satàna ›; ka izao no lazaiko aminareo: tsy hovesarako entana hafa ianareo;
Malagasy Bible 1865
Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon'ireo hoe "sain-dalin'i Satana", dia izao no lazaiko: tsy hovesarako entana hafa ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aminareo izay sisa any Tiatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon’ireo hoe sain-dalin’i Satana, dia izao no lazaiko: Tsy hovesarako entana hafa ianareo.
malagasy
Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon'ireo hoe "sain-dalin'i Satana", dia izao no lazaiko: tsy hovesarako entana hafa ianareo;