Revelation 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-piaviko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tano mafy aloha izay anananareo, mandra-piaviko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izay anananareo no tano mafy mandra-piaviko.
Malagasy Bible 1865
kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-pihaviko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-piaviko.
malagasy
kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-pihaviko.