Revelation 2:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay mandresy ka mitandrina ny asako hatramin’ny farany dia homeko fahefana amin’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay handresy ka haharitra amin’ny asako hatramin’ny farany, dia homeko fahefana amin’ny firenena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay maharesy ka mitandrina ny hanao ny asako hatramin’ny farany, dia homeko fahefana toy izay efa noraisiko tamin’ny Raiko: homeko fahefana amin’ny firenena izy, ka hifehy azy amin’ny tehim-by ary hanorotoro azy toy ny vilany tany. Homeko an’izay maharesy koa ny kintana fitarikandro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay maharesy ka mitandrina ny asako hatramin'ny farany dia homeko fahefana amin'ny jentilisa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay mandresy ka mitandrina ny asako hatramin’ny farany dia homeko fahefana amin’ny Jentilisa*.
malagasy
Ary izay maharesy ka mitandrina ny asako hatramin'ny farany dia homeko fahefana amin'ny jentilisa;