Revelation 2:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiandry azy amin’ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, araka izay noraisiko tamin’ny Raiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hifehy azy amin’ny tehim-by izy, hanorotoro azy, toy ny vilany tany,
Malagasy Bible 1865
ary hiandry azy amin'ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin'ny Raiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiandry azy amin’ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, araka izay noraisiko tamin’ny Raiko.
malagasy