Revelation 2:28 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary homeko azy ny kintana fitarikandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka izay efa noraisiko tamin’ny Raiko, ary homeko azy ny kintana fitarika andro.
Malagasy Bible 1865
Ary homeko azy ny kintana fitarika andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary homeko azy ny kintana fitarikandro.
malagasy
Ary homeko azy ny kintana fitarika andro.Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. [ Gr. eklesia]