Revelation 2:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny Fanahy amin’ny Fiangonana rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manan-tsofina aoka hihaino ny lazain’ny Fanahy amin’ny Eglizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay manan-tsofina, aoka hihaino izay lazain’ny Fanahy Masina amin’ireo Fiangonana.»
Malagasy Bible 1865
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny Fanahy amin’ny Fiangonana rehetra!
malagasy
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. [ Gr. eklesia]