Revelation 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary manana fandeferana ianao, ka niaritra noho ny Anarako, ary tsy ketraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary manana faharetana ianao, ka mizaka ny mafy noho ny amiko sady tsy ketraka.
Malagasy Bible 1865
ary manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka.
malagasy
ary manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka.