Revelation 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa manan-teny aminao Aho satria efa niala tamin’ny fitiavanao voalohany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy izao no aniniako anao: nihemotra tamin’ny fitiavana voalohany ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy izao no anomezako tsiny anao: nihemotra tamin’ilay fitiavanao tany am-boalohany ianao.
Malagasy Bible 1865
Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin'ny fitiavanao voalohany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa manan-teny aminao Aho satria efa niala tamin’ny fitiavanao voalohany ianao.
malagasy
Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin'ny fitiavanao voalohany ianao.