Revelation 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo dia mibebaha ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fitoeran-jironao hiala amin’ny toerany raha tsy mibebaka ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsarovinao izay nihemoranao dia mibebaha, ka miverena amin’ny asanao voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho, ka hanesotra ny fanaovan-jironao amin’ny fitoerany raha tsy mibebaka ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsarovy izay nitoeranao fony mbola tsy lavo, dia ialao ny toe-dratsinao, ka ataovy indray ny asanao tany am-boalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho, ka hanaisotra ny fitoeranjironao amin’izay misy azy, raha toa tsy ialanao ny toe-dratsinao.
Malagasy Bible 1865
Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin'ny fitoerany, raha tsy mibebaka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo dia mibebaha ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fitoeran-jironao hiala amin’ny toerany raha tsy mibebaka ianao.
malagasy