Revelation 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa izao no toetranao: Halanao ny asan’ny Nikolaìta izay halako koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy anananao sitraka ihany anefa, dia izao: mankahala ny asan’ny Nikôlaita izay halako koa ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no anananao sitraka: ankahalainao ny asan’ireo Nikôlaita, izay ankahalaiko ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Kanefa izao no toetranao: halanao ny asan'ny Nikolaita, izay halako koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa izao no toetranao: Halanao ny asan’ny Nikolaìta izay halako koa.
malagasy
Kanefa izao no toetranao: halanao ny asan'ny Nikolaita, izay halako koa. [ Gr. anananao]