Revelation 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Smirna: Izao no lazain’ny Voalohany sy ny Farany izay efa maty nefa velona indray:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manorata koa ho an’ny Anjelin’ny Eglizin’i Smirna: Izao no lazain’ilay Voalohany sy Farany, Izay efa maty ka velona indray:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ilay Voalohany sady Farany, Izay efa maty nefa velona indray:
Malagasy Bible 1865
Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Smyrna: Izao no lazain'ny Voalohany sy ny Farany, Izay efa maty, nefa velona indray:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Smirna: Izao no lazain’ny Voalohany sy ny Farany izay efa maty nefa velona indray:
malagasy
[Smyrna] Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Smyrna: Izao no lazain'ny Voalohany sy ny Farany, Izay efa maty, nefa velona indray: [ Gr. eklesia]