Revelation 20:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny. Ary ny fahafatesana sy ny fitoeran’ny maty dia namoaka ny maty tao aminy, ary samy notsaraina araka ny asany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ranomasina namoaka ny maty tao aminy; ny Fahafatesana sy ny Fonenan’ny maty koa namoaka ny azy, dia samy notsaraina araka ny asany avy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ranomasina dia namoaka ny maty tao aminy; Rafahafatesana sy ny Toeran’ny maty koa namoaka ny maty tao aminy; ka samy notsaraina araka ny asany avy ny maty rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita namoaka ny maty tao aminy; dia samy notsaraina araka ny asany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny. Ary ny fahafatesana sy ny fitoeran’ny maty* dia namoaka ny maty tao aminy, ary samy notsaraina araka ny asany izy.
malagasy
Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita namoaka ny maty tao aminy; dia samy notsaraina araka ny asany izy. [ Gr. Hadesy]