Revelation 20:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fahafatesana sy ny fitoeran’ny maty dia natsipy tany amin’ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny fahafatesana sy ny afobe dia natsipy tany amin’ny farihy afo: - izany no fahafatesana faharoa: ny farihy afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rafahafatesana sy ny Toeran’ny maty kosa natsipy tany amin’ny farihy afo. Izany farihy afo izany no fahafatesana faharoa;
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fahafatesana sy ny fitoeran’ny maty dia natsipy tany amin’ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo.
malagasy
Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. [ Gr. Hadesy]Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy.