Revelation 20:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nisy tsy hita voasoratra tao anatin’ny bokin’ny fiainana dia natsipy tany amin’ny farihy afo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izay rehetra tsy voasoratra tao amin’ny bokin’ny fiainana dia natsipy tany amin’ny farihy afo avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka raha nisy olona tsy hita voasoratra tao anatin’ilay horonamboky mirakitra ny lisitr’ireo hanana ny fiaina-maharitra mandrakizay, dia natsipy tany amin’ny farihy afo izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nisy tsy hita voasoratra tao anatin’ny bokin’ny fiainana dia natsipy tany amin’ny farihy afo izy.
malagasy
Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy.