Revelation 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nosamboriny ilay dragona, dia ilay menarana tranainy, dia ny devoly sy i Satana ka nafatony arivo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosamborin’izy io ny Dragona, ilay menarana antitra, dia ny demony sy i Satana, ka nafatony arivo taona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosamborin’io anjely io ny dràgona, dia ilay bibilava fahizay (izany hoe ny devoly na i Satàna), ka nafatony arivo taona
Malagasy Bible 1865
dia nisambotra ilay dragona izy (dia ilay menarana ela, ny devoly sy Satana izany) ka namatotra ary arivo taona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nosamboriny ilay dragona*, dia ilay menarana tranainy, dia ny devoly* sy i Satana* ka nafatony arivo taona.
malagasy
dia nisambotra ilay dragona izy (dia ilay menarana ela, ny devoly sy Satana izany) ka namatotra ary arivo taona,