Revelation 20:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny sisa amin’ny maty dia tsy mbola velona mandra-pahatapitra ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maty sisa kosa dia mbola tsy velona, raha tsy efa tapitra ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany avy any amin’ny maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(Fa ny sisa amin’ny maty dia tsy mbola velona, raha tsy efa tapitra ny arivo taona.) Izany no fitsanganana voalohany avy any amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Fa ny sisa amin'ny maty dia tsy mbola velona mandra-pahatapitry ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny sisa amin’ny maty dia tsy mbola velona mandra-pahatapitra ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany.
malagasy
Fa ny sisa amin'ny maty dia tsy mbola velona mandra-pahatapitry ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany.