Revelation 20:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tapitra ny arivo taona dia hovahana i Satana ho afaka ao amin’ny tranomaizina nitoerany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana hiala amin’ny tranomaizina i Satana, ka hivoaka hamitaka ny firenena amin’ny vazantany efatra, dia i Goga sy i Magôga, izay hoatra ny fasiky ny ranomasina ny isany, mba hamory azy ho amin’ny ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana i Satàna hiala amin’ny fonja nitoerany,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana Satana ho afaka ao amin'ny tranomaizina nitoerany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tapitra ny arivo taona dia hovahana i Satana ho afaka ao amin’ny tranomaizina nitoerany
malagasy
Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana Satana ho afaka ao amin'ny tranomaizina nitoerany