Revelation 20:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra namakivaky ny tany manontolo izy dia nanodidina ny tobin’ny olona masina sy ny tanàna malala. Nisy afo anefa nidina avy tany an-danitra ka nandany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nisy afo nampidinin’Andriamanitra avy any an-danitra kosa, ka nandevona azy ireo; ary ny demony izay namitaka azy koa nazera any amin’ny farihy afo aman-tsolifara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niakatra nanerana ny lafin-tany izy rehetra, ka nanodidina ny toby nisy ny vahoakan’Andriamanitra sady nanodidina ny tanàna lalain’Andriamanitra; kanjo nisy afo nidina avy tany an-danitra ka nandevona ireo firenena ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra namaky ny tany izy, dia nanodidina ny tobin'ny olona masina sy ny tanàna malala; ary nisy afo nidina avy tany an-danitra ka nandany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra namakivaky ny tany manontolo izy dia nanodidina ny tobin’ny olona masina sy ny tanàna malala. Nisy afo anefa nidina avy tany an-danitra ka nandany azy.
malagasy
Ary niakatra namaky ny tany izy, dia nanodidina ny tobin'ny olona masina sy ny tanàna malala; ary nisy afo nidina avy tany an-danitra ka nandany azy. [ Na: (afo avy amin'Andriamanitra)]