Revelation 21:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana ny voninahitr’Andriamanitra izy; ny famirapiratany dia tahaka ny vatosoa tena sarobidy, dia tahaka ny vato jaspy, manganohano toy ny vato kristaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namirapiratry ny voninahitr’Andriamanitra izy, ary voazavan’ny kintana toy ny vato sarobidy, dia ny vato jaspa izay azo itarafana toy ny kristaly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady heniky ny voninahitr’Andriamanitra. Ny famirapiratan’ilay tanàna masina dia tahaka ny an’ny vato sarobidy tokoa, dia ny vatosoa jaspa miendrika kristaly manganohano.
Malagasy Bible 1865
sady manana ny voninahitr'Andriamanitra izy; ny famirapirany dia tahaka ny vato soa indrindra, dia tahaka ny vato jaspy, manganohano toy ny vato krystaly;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana ny voninahitr’Andriamanitra izy; ny famirapiratany dia tahaka ny vatosoa tena sarobidy, dia tahaka ny vato jaspy, manganohano toy ny vato kristaly.
malagasy
sady manana ny voninahitr'Andriamanitra izy; ny famirapirany dia tahaka ny vato soa indrindra, dia tahaka ny vato jaspy, manganohano toy ny vato krystaly;