Revelation 21:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana manda lehibe sady avo sy vavahady roa amby folo izy, ary eo amin’ny vavahady dia misy anjely roa amby folo, ary misy anarana voasoratra eo, dia ny an’ny foko roa amby folo amin’ny Zanak’Israely:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady avo no lehibe ny mandany, ary roa ambin’ny folo ny vavahadiny; nisy Anjely roa ambin’ny folo tamin’ireo vavahady ireo, ary nisy anarana voasoratra koa, dia ny anaran’ny foko roa ambin’ny folon’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana manda matevina sady avo izy, ary koa nanana vavahady 12; ka tamin’ireo vavahady ireo dia nisy anjely 12 sady nisy anarana voasoratra, dia ny anaran’ny foko 12 amin’ny Israelita:
Malagasy Bible 1865
ary manana mànda lehibe sady avo sy vavahady roa ambin'ny folo izy, ary eo amin'ny vavahady dia misy anjely roa ambin'ny folo, ary misy anarana voasoratra eo, dia ny an'ny firenena roa ambin'ny folo amin'ny Zanak'isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana manda lehibe sady avo sy vavahady roa amby folo izy, ary eo amin’ny vavahady dia misy anjely roa amby folo, ary misy anarana voasoratra eo, dia ny an’ny foko roa amby folo amin’ny Zanak’Israely:
malagasy