Revelation 21:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo atsinanana, vavahady telo; eo avaratra, vavahady telo; eo atsimo, vavahady telo; eo andrefana, vavahady telo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vavahady telo no eo atsinanana, vavahady telo no eo avaratra, vavahady telo no eo atsimo, vavahady telo no eo andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vavahady telo eo atsinanana, vavahady telo eo avaratra, vavahady telo eo atsimo, vavahady telo eo andrefana.
Malagasy Bible 1865
eo atsinanana vavahady telo; eo avaratra vavahady telo; eo atsimo vavahady telo; eo andrefana vavahady telo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo atsinanana, vavahady telo; eo avaratra, vavahady telo; eo atsimo, vavahady telo; eo andrefana, vavahady telo.
malagasy
eo atsinanana vavahady telo; eo avaratra vavahady telo; eo atsimo vavahady telo; eo andrefana vavahady telo.