Revelation 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mandan’ny tanàna dia misy fanorenana roa amby folo ary misy anarana roa amby folo koa eo, dia ny an’ny Apostoly roa amby folon’ny Zanak’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy vato fanorenana roa ambin’ny folo ny mandan’ny tanàna; ary misy anarana roa ambin’ny folo amin’ireo, dia ny anaran’ny Apôstôly roa ambin’ny folon’ny Zanak’ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy vatofanorenana 12 ny mandan’ilay tanàna; ka tamin’ireo vatofanorenana ireo dia nisy anarana 12, dia ny anaran’izy 12 lahy apôstôli n’ny Zanakondry.
Malagasy Bible 1865
Ary ny màndan'ny tanàna dia misy fanorenana roa ambin'ny folo, ary misy anarana roa ambin'ny folo koa eo, dia ny an ny Apostoly roa ambin'ny folon'ny Zanak'ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mandan’ny tanàna dia misy fanorenana roa amby folo ary misy anarana roa amby folo koa eo, dia ny an’ny Apostoly roa amby folon’ny Zanak’ondry.
malagasy
Ary ny màndan'ny tanàna dia misy fanorenana roa ambin'ny folo, ary misy anarana roa ambin'ny folo koa eo, dia ny an ny Apostoly roa ambin'ny folon'ny Zanak'ondry.