Revelation 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay niteny tamiko dia nanana fandrefesana volotara volamena handrefesany ny tanàna sy ny vavahadiny ary ny mandany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitondra volotara volamena fandrefesana ilay niteny tamiko, mba handrefesany ny tanàna sy ny vavahadiny ary ny mandany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay anjely niteny tamiko dia nanana volotara volamena fandrefesana, mba handrefesana ny tanàna sy ny vavahadiny ary ny màndany.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay niteny tamiko dia nanana fandrefesana volotara volamena handrefesany ny tanàna sy ny vavahadiny ary ny màndany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay niteny tamiko dia nanana fandrefesana volotara volamena handrefesany ny tanàna sy ny vavahadiny ary ny mandany.
malagasy
Ary ilay niteny tamiko dia nanana fandrefesana volotara volamena handrefesany ny tanàna sy ny vavahadiny ary ny màndany.