Revelation 21:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandrefy ny mandany izy ka efatra amby efapolo amby zato hakiho, araka ny refin’ny olona, dia ny an’ny anjely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny koa ny mandany ka efatra amby efapolo amby zato hakiho araka ny refin’ny olona sy ny an’ny Anjely koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary norefesiny koa ny màndany, ka 144 hakiho ny hateviny araka ny refy mahazatra ny olona, izay refy nampiasain’ny anjely.
Malagasy Bible 1865
Ary nandrefy ny màndany izy, ka efatra amby efa-polo amby zato hakiho, araka ny refin'ny olona, dia ny an'ny anjely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandrefy ny mandany izy ka efatra amby efapolo amby zato hakiho*, araka ny refin’ny olona, dia ny an’ny anjely.
malagasy
Ary nandrefy ny màndany izy, ka efatra amby efa-polo amby zato hakiho, araka ny refin'ny olona, dia ny an'ny anjely.