Revelation 21:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mandany dia vato jaspy; ary ny tanàna dia tena volamena, toy ny fitaratra madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vato jaspa no nanaovana ny mandan’ny tanàna; ary tena volamena madio toy ny fitaratra kristaly ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vatosoa jaspa no nanaovana izany manda izany; ary ny tanàna dia tena volamena madio toy ny fitaratra madio.
Malagasy Bible 1865
Ary ny màndany dia vato jaspy; ary ny tanàna dia tena volamena, toy ny fitaratra madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mandany dia vato jaspy; ary ny tanàna dia tena volamena, toy ny fitaratra madio.
malagasy
Ary ny màndany dia vato jaspy; ary ny tanàna dia tena volamena, toy ny fitaratra madio.