Revelation 21:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanorenan’ny mandan’ny tanàna dia voaravaka vatosoa samihafa rehetra. Ny fanorenana voalohany dia jaspy, ny faharoa dia safira, ny fahatelo dia kalkedoana, ny fahefatra dia emeraoda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voaravaka vatosoa isan-karazany ny vato fanorenana ny mandan’ny tanàna. Jaspa ny fanorenana voalohany, safira ny faharoa, kalsedoàna ny fahatelo, emeraoda ny fahefatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo vato fanorenana ny mandan’ny tanàna kosa dia voaravaka vatosoa isan-karazany: vato jaspa ny fanorenana voalohany, vato safira ny faharoa, vato kalsedoanina ny fahatelo, vato emeralda ny fahefatra,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanorenan'ny màndan'ny tanàna dia voaravaka vato soa samy hafa rehetra. Ny fanorenana voalohany jaspy, ny faharoa safira, ny fahatelo kalkedona, ny fahefatra emeralda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanorenan’ny mandan’ny tanàna dia voaravaka vatosoa samihafa rehetra. Ny fanorenana voalohany dia jaspy, ny faharoa dia safira, ny fahatelo dia kalkedoana, ny fahefatra dia emeraoda,
malagasy
Ary ny fanorenan'ny màndan'ny tanàna dia voaravaka vato soa samy hafa rehetra. Ny fanorenana voalohany jaspy, ny faharoa safira, ny fahatelo kalkedona, ny fahefatra emeralda,