Revelation 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahadimy dia sardoniksa, ny fahenina dia karneola, ny fahafito dia krizolita, ny fahavalo dia berila, ny fahasivy dia topaza, ny fahafolo dia krizopraso, ny fahiraika amby folo dia hiakinta, ny faharoa amby folo dia ametista.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sardôniksa ny fahadimy, sardoana ny fahenina, krisôlita ny fahafito, berila ny fahavalo, tôpazy ny fahasivy, krisôpazy ny fahafolo, hiasenty ny faharaika ambin’ny folo, ary ametista ny faharoa ambin’ny folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vato sardôniksa ny fahadimy, vato sardoanina ny fahenina, vato krizôlita ny fahafito, vato berila ny fahavalo, vato tôpaza ny fahasivy, vato krizôpraso ny fahafolo, vato hiasinta ny faha-11, ary vato ametista ny faha-12.
Malagasy Bible 1865
ny fahadimy sardonyksa, ny fahenina karneola, ny fahafito krysolita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy topaza, ny fahafolo krysopraso, ny faharaika ambin'ny folo hyakinta, ny faharoa ambin'ny folo ametysta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahadimy dia sardoniksa, ny fahenina dia karneola, ny fahafito dia krizolita, ny fahavalo dia berila, ny fahasivy dia topaza, ny fahafolo dia krizopraso, ny fahiraika amby folo dia hiakinta, ny faharoa amby folo dia ametista.
malagasy