Revelation 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nahita tempoly teo aho, fa ny Tompo Andriamanitra, dia ny Tsitoha, sy ny Zanak’ondry no tempoliny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahita Tempoly tao aho, fa ny Tompo Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra sy ny Zanak’ondry no Tempoliny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahita tempoly tao amin’ilay tanàna aho, satria ny Tompo Andriamanitra Tsitoha sy ny Zanakondry no tempoliny.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nahita tempoly teo aho; fa ny Tompo Andriamanitra, dia ny Tsitoha, sy ny Zanak'ondry no tempoliny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nahita tempoly teo aho, fa ny Tompo Andriamanitra, dia ny Tsitoha, sy ny Zanak’ondry no tempoliny.
malagasy
Ary tsy nahita tempoly teo aho; fa ny Tompo Andriamanitra, dia ny Tsitoha, sy ny Zanak'ondry no tempoliny.