Revelation 21:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny firenena maro no handeha amin’ny fahazavany; ary ny mpanjakan’ny tany dia samy hitondra ny voninahiny ho ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny firenena rehetra handeha amin’ny fahazavany, ary ny mpanjakan’ny tany hitondra ny fiamboniany ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handeha amin’ny fahazavàn’ilay tanàna ny firenena rehetra: ary ny mpanjakan’ny tany dia hitondra ny voninahiny ho ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny firenena maro no handeha amin'ny fahazavany; ary ny mpanjakan'ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny firenena maro no handeha amin’ny fahazavany; ary ny mpanjakan’ny tany dia samy hitondra ny voninahiny ho ao anatiny.
malagasy
Ary ny firenena maro no handeha amin'ny fahazavany; ary ny mpanjakan'ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny.