Revelation 21:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vavahadiny dia tsy harindrina akory amin’ny andro, fa tsy mba hisy alina ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hihidy ny vavahadiny isan’andro, fa ny alina tsy mba hisy ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisokatra tontolo andro ny vavahadin’ny tanàna, (satria tsy mba hisy alina ao aminy).
Malagasy Bible 1865
Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin'ny andro (fa tsy mba hisy alina ao).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vavahadiny dia tsy harindrina akory amin’ny andro, fa tsy mba hisy alina ao.
malagasy
Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin'ny andro (fa tsy mba hisy alina ao).