Revelation 21:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny voninahitra sy ny hajan’ny firenena maro dia hoentina ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny laza aman-java-tsoan’ny firenena rehetra ho tapitra ao avokoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny voninahitra sy ny zava-tsoan’ny firenena rehetra dia hoentina ho ao anatiny;
Malagasy Bible 1865
Ary ny voninahitra sy ny hajan'ny firenena maro dia ho entina ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny voninahitra sy ny hajan’ny firenena maro dia hoentina ao anatiny.
malagasy
Ary ny voninahitra sy ny hajan'ny firenena maro dia ho entina ao anatiny.Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany.