Revelation 21:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre feo mahery avy teo amin’ny sezafiandrianana aho niteny hoe: Indro, ny tabernakelin’Andriamanitra dia eo amin’ny olona! Ary Izy hitoetra eo aminy, ary ireo ho olony, ary Andriamanitra mihitsy no hitoetra eo aminy, dia ho Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary inay nisy feo mahery reko avy ao amin’ny seza fiandrianana nanao hoe: «Indro ny tranolain’Andriamanitra tonga eny amin’ny olona, ary Izy hiara-monina amin’izy ireo. Izy ireo moa ho vahoakany, ary Izy Andriamanitra mitoetra eny aminy kosa, ho Andriamanitr’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy feo mahery reko avy teo amin’ilay sezafiandrianana ka nanao hoe: «Indro ny fonenan’Andriamanitra tonga eny amin’ny olona, ary Andriamanitra dia hiara-monina aminy; ka izy ireo ho vahoakany, ary ilay Andriamanitra miaraka aminy kosa ho Andriamanitr’izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nahare feo mahery avy teo amin'ny seza fiandrianana aho nanao hoe: Indro, ny tabernakelin'Andriamanitra dia eo amin'ny olona, ary Izy hitoetra eo aminy, ary ireo ho olony, ary Andriamanitra no hitoetra eo aminy, dia ho Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre feo mahery avy teo amin’ny sezafiandrianana aho niteny hoe: Indro, ny tabernakelin’Andriamanitra dia eo amin’ny olona! Ary Izy hitoetra eo aminy, ary ireo ho olony, ary Andriamanitra mihitsy no hitoetra eo aminy, dia ho Andriamaniny.
malagasy
Ary nahare feo mahery avy teo amin'ny seza fiandrianana aho nanao hoe: Indro, ny tabernakelin'Andriamanitra dia eo amin'ny olona, ary Izy hitoetra eo aminy, ary ireo ho olony, ary Andriamanitra no hitoetra eo aminy, dia ho Andriamaniny. [ Gr. hitoetra an-day]