Revelation 21:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy tamiko: Vita! Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho no hanome maimaimpoana avy amin’ny loharanon’aina ho an’izay mangetaheta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka izany, dia hoy Izy tamiko: «Vita izany. Izaho no Alfà sy Omegà, fiandohana sy fiafarana. Hampisotroiko maimaim-poana amin’ny loharanon’aina izay mangetaheta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray Izy tamiko: –Tanteraka ny zavatra rehetra! Izaho no Alfa sy Ômega, fiandohana sy fiafarana. Izay mangetaheta dia hampisotroiko maimaimpoana amin’ny loharano miboiboika ranovelona.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin'ny loharanon'ny ranon'aina ho an'izay mangetaheta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy tamiko: Vita! Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho no hanome maimaimpoana avy amin’ny loharanon’aina ho an’izay mangetaheta.
malagasy
Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin'ny loharanon'ny ranon'aina ho an'izay mangetaheta.