Revelation 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ho Andriamaniny Aho ary izy ho zanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay mandresy no hanana ireo zavatra ireo, ka Izaho ho Andriamaniny, izy ho zanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mandresy no hahazo izany lova izany; ka dia ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako.
Malagasy Bible 1865
Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ho Andriamaniny Aho ary izy ho zanako.
malagasy
Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako.