Revelation 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga ny iray tamin’ny anjely fito izay nitana ny lovia fito, dia ireo nitondra ny loza fito farany. Hoy izy tamiko hoe: Avia atỳ, dia hasehoko anao ny ampakarina, vadin’ny Zanak’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, ny iray tamin’ny Anjely fito nitondra ny kapoaka fito feno ny loza fito farany, dia tonga nilaza tamiko hoe: «Avia fa hasehoko anao ny Vehivavy ampakarina ho Vadin’ny Zanak’ondry.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tonga ny anankiray tamin’ireo anjely fito izay nitondra lovia fito feno ny loza fito farany, ka nilaza tamiko hoe: –Avia, fa hasehoko anao ilay ampakarina, dia ny vadin’ny Zanakondry!
Malagasy Bible 1865
Ary tonga ny anankiray tamin'ny anjely fito izay nanana ny lovia fito, dia ireo nitondra ny loza fito farany ka nanao tamiko hoe: Avia etỳ, dia hasehoko anao ny ampakarina, vadin'ny Zanak'ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga ny iray tamin’ny anjely fito izay nitana ny lovia fito, dia ireo nitondra ny loza fito farany. Hoy izy tamiko hoe: Avia atỳ, dia hasehoko anao ny ampakarina, vadin’ny Zanak’ondry.
malagasy
Ary tonga ny anankiray tamin'ny anjely fito izay nanana ny lovia fito, dia ireo nitondra ny loza fito farany ka nanao tamiko hoe: Avia etỳ, dia hasehoko anao ny ampakarina, vadin'ny Zanak'ondry. [ Gr. feno]