Revelation 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray izy tamiko: Aza asiana tombo-kase ny tenin’ny faminaniana amin’ity boky ity fa antomotra ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamiko: Aza asiana tombokase ny teny faminaniana amin’ity boky ity, fa efa antomotra ny fotoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa ny anjely tamiko: –Aza afenina ny teny faminaniana raketin’ity boky ity, satria antomotra ny fotoanandro hahatanterahan’ireo zavatra ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamiko: Aza asiana tombo-kase ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity, fa antomotra ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray izy tamiko: Aza asiana tombo-kase ny tenin’ny faminaniana amin’ity boky ity fa antomotra ny andro.
malagasy
Ary hoy izy tamiko: Aza asiana tombo-kase ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity, fa antomotra ny andro.